Date et Heure :
Du 29 Octobre au 2 Novembre 2025
Lieu :
Toamasina, Madagascar
Prix :
À propos de l’événement :
MAROANTSETRA| RÉGION D’AMBATOSOA
Commencé le 29 octobre et se terminera aujourd’hui, le Festival #S hanROKO, organisé à Maroantsetra, a mis en lumière la culture de Betsimisaraka.
ity
Sóroko fait référence à une #boire traditionnelle à base de #feuilles ou de #longoza, utilisée lors de cérémonies telles que #tsaboraha dans cette région.
Soroko, est un évènement visant à raviver la culture, les arts et les jeux et sports traditionnels, mais surtout à promouvoir l’#unité, le #tourisme et l’#économie de la région.
![]()
Lors du “carnaval” coloré, les costumes faits de matériaux et produits locaux ont été présentés, montrant la compétence de l’artisanat malgache et de divers jouets anciens.
——————————————————————————————————————–
𝐌𝐀𝐑𝐎𝐀𝐍𝐓𝐒𝐄𝐓𝐑𝐀| 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐌𝐁𝐀𝐓𝐎𝐒𝐎𝐀
Nanomboka ny 29 Oktobra teo ary hifarana androny, ny Festival #SÔROKO, tontosaina ao Maroantsetra, entina hanasongadinana ny kolontsaina Betsimisaraka.
![]()
Sôroko dia manondro 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐞𝐧𝐭𝐢𝐦-𝐩𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 #sotro vita amin’ny #ravinala na #longoza, ampiasaina mandritra ireo lanonana toy ny #tsaboraha any amin’ity faritra ity.
Sôroko, dia hetsika natao ho famelomanana indray ny kolontsaina, ny kanto ary ireo kilalao sy fanatanjahantena nentim-paharazana, fa indrindra ihany koa ho fampiroboroboana ny #firaisankina, ny #fizahantany sy ny #toe_karena ao an-toerana.
![]()
Nandritra ny “carnaval” maroloko, dia naseho ireo fitafy vita amin’ny akora sy vokatra ao an-toerana, maneho ny hakingan’ny asa tànana malagasy sy ireo kilalao fahiny isan-karazany.
© Sary Sôroko
Plus de commentaires







Commentaires Récents