Date et Heure :
Vendredi 5 Décembre 2025 à 18H30
Lieu :
ATF Andavamamba, Antananarivo
Prix :
PAF Public: 20 000 AR
Réservations: 30 000 AR
À propos de l’événement :
[CONCERT]
Ndao hiara-hikalo indray ireo hira fahiny, tsy afaka am-bavantsika hatramin’izao

“Soraty ho tadidy”
Fampisehoana iarahana amin’ny Tarika Solika,

Zoma 5 desambra 2025 – amin’ny 18h30

Ety amin’ny Alliance Française Andavamamba

Ny tapakila dia efa azonao jifaina ety an-toerana
Tsotra : 20 000 Ar
Famandrihan-toerana : 30 000 Ar

Fanazavana fanampiny : 034 80 119 95
—————————————————-
Venez revivre nos chansons d’antan !

« Soraty ho tadidy »
Un concert du groupe Solika,

Vendredi 5 décembre 2025 à 18h30

À l’Alliance Française d’Antananarivo

Billets déjà en vente !
Simple : 20 000 Ar
Réservation : 30 000 Ar

Infoline : 034 80 119 95
Plus de commentaires






Commentaires Récents