CONCERT : BELAHY & LEMADA

Date et Heure :

Samedi 27 Décembre 2025 à 14H00

Lieu :

EFITRANO MALALAKA SAINTE FAMILLE MAHAMASINA, Antananarivo

Prix :

À propos de l’événement :

💥🎙️ BELAHY & LEMADA Vazo miteny matsiro daholo ireto Ary vetson’ny tononkalon’i Ony Mihajanirina.. ny Asabotsy 27 Décembre manomboka @ 14h eny @ Saint Famille Mahamasina

👉10 taona sahady ny TSANTA. Hankalaza izany amin’ny fomba manetriketrika isika ny 👉Sabotsy 27 Desambra 2025 amin’ny 02 ora tolakandro ao amin’ny efitrano malalaka Ste Famille. Manasa antsika rehetra hanotrona. Ankoatran ny ANTSA TONONKALO hataon’ny poeta ao amin’ny TSANTA, dia hanolotra vazo miteny ihany koa i #LEMADA sy #BELAHY. Handray anjara mavitrika ihany koa i #ONY_MIHAJANIRINA mpiantsa tononkalo amin’ny fandaharana ALIMBETSO (RDB). Sady hiantsa izy no hihira. Ka tongava daholo fa TSY MISY VIDIMPIDIRANA.

Akaikin’ny Mpanakanto

——————————————————————————————————————-

💥🎙️ BELAHY & LEMADA Ce sont toutes des voix qui parlent délicieusement Et font partie du poème d’Ony Mihajanirina.. le samedi 27 décembre à partir de 14h à sainte famille mahamasina

👉TSANTA a déjà 10 ans. Nous le fêterons en grand le 👉samedi 27 décembre 2025 à 02 heures dans la salle ouverte Ste Famille. Je vous invite tous à y assister. En dehors des COUP DE POÉSIE que les poètes vont interpréter à TSANTA, #LEMADA et #BELAHY vont aussi offrir une voix. #ONY_MIHAJANIRINA poète participera aussi activement à l’émission ALIMBETSO (RDB). Il appellera et chantera en même temps. Alors venez nombreux car il n’y a PAS DE COÛT.

Akaikin’ny Mpanakanto

Plus de commentaires

error: Ce contenu est protégé !!

Compare