Date et Heure :
Du 30 Juillet au 1er Août 2026 de 9H00 à 17H00
Lieu :
Université ANKATSO, Antananarivo
Prix :
À propos de l’événement :
Aiza no tokony ho aleha mandritra ity faran’ny herinandro ity?
Ndao hiaona aminay e ![]()
Ety amin’ny Onivrsite ANKATSO manomboka anio ka hatramin’ny sabotsy 01 aogositra izao mandritra ny 𝗝𝗼𝘂𝗿𝗻𝗲́𝗲 𝗱𝗲 𝗹𝗮 𝗳𝗮𝗰𝘂𝗹𝘁𝗲́ 𝗘𝗚𝗦 𝗲𝘁 𝗱𝗲 𝗹’𝗘𝗻𝘁𝗿𝗲𝗽𝗿𝗲𝗻𝗲𝘂𝗿𝗶𝗮𝘁 ny fotoana ![]()
Na porteur de projet ianao, na start-up, na efa mpandrahara eny fa na maniry ho mpiara miombon’antoka aminay MED
Tongava
Maimaim-poana ny mihaona aminay sady izahay anie ka mpiara miombon’antoka na “partenaire” amin’izay rehetra maniry handraharaha sy ny mpandraharaha e ![]()
Izay fa any mihaona
Tsy misy bedy raha toa ka hanao ” selfie ” miaraka amin’ny ekipa rehefa avy miresaka iny an ![]()
Madagascar Entreprises Développement, le partenaire des entrepreneurs Malagasy ![]()
#entrepreneuriat#MED#EGS#Ankatso#Université
Voir moins
#entrepreneuriat#MED#EGS#Ankatso#Université
——————————————————————————————————————
où devrions-nous aller ce week-end ?
Rencontrons-nous ![]()
La réunion aura lieu à l’Université ANKATSO dès aujourd’hui jusqu’au samedi 01 août, lors de la Journée de la Faculté de l’EPS et de l’Entrepreneuriat ![]()
Que vous soyez un projet, une startup, un entrepreneur ou que vous souhaitiez être notre partenaire MED
Venez
Maimaim-poana ny mihaona aminay sady izahay anie ka mpiara miombon’antoka na “partenaire” amin’izay rehetra maniry handraharaha sy ny mpandraharaha e ![]()
C’est tout, mais nous nous rencontrerons là-bas
Tsy misy bedy raha toa ka hanao ” selfie ” miaraka amin’ny ekipa rehefa avy miresaka iny an ![]()
Madagascar Entreprises Développement, le partenaire des entrepreneurs Malagasy ![]()