Date et Heure :
Du 19 au 24 Août 2026
Lieu :
19–20 Aogositra : Port International sy Quai Orange.
21 août : Aéroport d’Ambores et stationnement d’Aranta
22 août : Parkage Aranta.
24 août : Anjiajia traverse
MAHAJANGA
Prix :
À propos de l’événement :
MAHAJANGA : MIFANOHANA AMIN’NY ADY AMIN’NY MPOX!
19–24 AOGOSITRA 2026 | HETSIKA MANOKANA HANAMAFISANA NY FIAROVANA AMIN’NY MPOX ATAON’NY MINISITERAN’NY FAHASALAMAM-BAHOAKA SY NY IOM Madagascar & Comoros
Mahajanga, toerana nahitana ny fiandohan’ny tranga Mpox teto Madagasikara, no hanatanterahana hetsika goavana hanamafisana ny fiarovana ara-pahasalamana eny amin’ireo toerana be fivezivezen’ny olona.
Avy ao Mahajanga ny ady, ka andao hiara-hamita azy ao Mahajanga!
Anisan’ny paikady lehibe amin’izany ny fanaovana vaksiny hiarovana amin’ny Mpox, miaraka amin’ny fitiliana VIH sy fanentanana ara-pahasalamana.
Hifantoka amin’ireo toerana stratejika ireto ny hetsika :
19–20 Aogositra : Port International sy Quai Orange.
21 Aogositra : Aéroport Amborovy sy Parkage Aranta
22 Aogositra : Parkage Aranta.
24 Aogositra : Croisement Anjiajia
Satria toerana ifamezivezen’ny olona miditra sy mivoaka ny Faritra ny seranan-tsambo sy ny seranam-piaramanidina dia ilaina noho izany ny fanamafisana ny fisorohana sy ny fanaraha-maso.
Ny fiarovana amin’ny Mpox dia andraikitsika rehetra koa andao hanao vaksiny hiarovana ny tenanao sy hiarovanao ny mpiara-belona.
Izao hetsika ara-pahasalamana izao dia vokatry ny fiaraha-miasan’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny OIM Madagascar.
OIM.
MIASA MIARAKA HO AN’NY FANOVANA, MANASITRANA NY FIRENENA.
Ny Fitaleavana ny Serasera.
MAHAJANGA : SOUTENEZ-VOUS LES UNS LES AUTRES DANS LA LUTTE CONTRE LE MPOX !
19-24 AOUT 2026 | LE MINISTÈRE DE LA SANTÉ ET LE MINISTÈRE DE LA SANTÉ PUBLIQUE ET L’ACTIVITÉ SPÉCIALE POUR RENFORCER LA PROTECTION CONTRE LE MPOX IOM Madagascar & Comoros
Mahajanga, où a eu lieu l’affaire Mpox au Madagascar, sera l’organisateur d’une grande initiative pour renforcer la protection de la santé dans les zones les plus migrées.
La lutte est de Mahajanga, alors terminons-la ensemble à Mahajanga !
Anisan’ny paikady lehibe amin’izany ny fanaovana vaksiny hiarovana amin’ny Mpox, miaraka amin’ny fitiliana VIH sy fanentanana ara-pahasalamana.
L’événement se concentrera sur les domaines stratégiques suivants :
19–20 Aogositra : Port International sy Quai Orange.
21 août : Aéroport d’Ambores et stationnement d’Aranta
22 août : Parkage Aranta.
24 août : Anjiajia traverse
Comme les ports et les aéroports sont des zones fréquentes où les gens entrent et sortent de la région, la prévention et la surveillance sont donc nécessaires.
La protection contre le Mpox est notre responsabilité, alors vaccinons-nous pour nous protéger et protéger la communauté.
Cette activité de santé est le résultat de la coopération entre le ministère de la santé publique et l’OIM Madagascar.
OIM.
TRAVAILLER ENSEMBLE POUR LE CHANGEMENT, GUÉRIR LA NATION.
Le flux de communication.
Plus de commentaires






Commentaires Récents