Date et Heure :
Du 31 Août au 9 Septembre 2026
Lieu :
Palais des Sports Mahamasina, Antananarivo
Prix :
À propos de l’événement :
![]()
![]()
CHAMPIONNAT NATIONAL SENIORS 2026 ! ![]()
![]()
Efa manakaiky ny fotoana! 5 andro sisa dia hihaona ao amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina ireo klioba sy mpilalao handray anjara amin’ny Tompondaka Nasionaly Seniors 2026 – Vehivavy & Lehilahy.
Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina – Antananarivo
31 Aogositra – 09 Septambra 2026
Fihaonana lehibe, fifaninanana avo lenta ary fotoana iray hanandratana bebe kokoa ny Handball Malagasy! ![]()
MPANOHANA OFISIALY
![]()
YAS MADAGASCAR
Mankasitraka sy misaotra indrindra ireo Mpanohana sy Mpiara-miombon’antoka rehetra izay manohana hatrany ny Federasiona Malagasy ny Handball sy ny fampandrosoana ny taranja :
Ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, mpanohana stratejika ny Fanatanjahantena Malagasy.
Ny Komity Olaimpika Malagasy, izay manohana hatrany ny Federasiona sy ny taranja Handball.
TAFITA
Ny Zandarimariam-pirenena, ny Tafika Malagasy ary ny Polisim-pirenena
Ny Préfecture d’Antananarivo
Ny Orinasa FILS AUTOMOTO
Radio RDJ 96.6, Atoa Filoha Tale Jeneraliny ary ny ekipa rehetra.
Ny Orinasa LAX PROD
Ny Orinasa ILO NY AIKO TRAVEL
Ianareo olon-tsotra malala-tanana, izay manohana hatrany ny Handball Malagasy.
Ny mpikambana rehetra ato amin’ny Federasiona Malagasy ny Handball (FMHB).
Miara-mandroso, miara-manandratra ny Handball Malagasy !
CHAMPIONNAT NATIONAL SENIORS 2026
VEHIVAVY & LEHILAHY
Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina – Antananarivo
Ministère de la Jeunesse et des Sports





