CONCOURS DE CHANSONS INTERMENTION FLSH 2026

Date et Heure :

Les inscriptions se terminent le 13 Septembre 2026.

Lieu :

Madagascar

Prix :

INSCRIPTIONSA GRATUITES!!!

À propos de l’événement :

🎤🎙️FIFANINANANA HIRA –🎤🎙️

Ho anao izay mahay mihira, tia mihira na koa liana amin’ny fihirana: aza misalasala mandray anjara😍!

Misokatra ho an’ny mpianatra rehetra ato amin’ny FLSH ity fifaninanana ity, ary malalaka ny fisafidianana hira atao. Ianao ihany no misafidy ny hira tianao haseho amin’ny mpitsara.

📌 Ireto ary ny daty :

• 16 Septambra — Fifantenana voalohany

• 23 Septambra — Dingana fanalana

• 30 Septambra — Manasa-dalana

• 07 Oktobra — Famaranana

⏳ 13 Septambra 2026 no faran’ny fisoratana anarana.

Ary ny tena tsara indrindra 👉 MAIMAIM-POANA ny fisoratana anarana!

Raha liana ianao dia aza miandry ela intsony fa tongava misoratra anarana sao ho ianao no tafakatra amin’ny famaranana ka hitondra ny fandresena sady hahazo an’ilay amboara👀🔥.

📩 Raha mila fanazavana fanampiny na te hisoratra anarana :

Fitia Christianah

Ifa Liana

📱 038 80 107 68

Asehoy ary ny talentanao_Anao ny sehatra! 🎶

#Fifaninana_Talenta

#Aeflsh


🎤🎙️CONCOURS DE CHANSONS –🎤🎙️

Pour vous qui pouvez chanter, aimez chanter ou êtes intéressé par la chanson : n’hésitez pas à participer 😍 !

Misokatra ho an’ny mpianatra rehetra ato amin’ny FLSH ity fifaninanana ity, ary malalaka ny fisafidianana hira atao. Ianao ihany no misafidy ny hira tianao haseho amin’ny mpitsara.

📌 Voici les dates :

• 16 Septambra — Fifantenana voalohany

• 23 Septambra — Dingana fanalana

• 30 Septambra — Manasa-dalana

• 07 octobre — Fin

⏳ 13 Septambra 2026 no faran’ny fisoratana anarana.

Et le meilleur de tous 👉 l’inscription est GRATUITE !

Si vous êtes intéressé, ne tardez pas et inscrivez-vous pour pouvoir être un finaliste et ramener la victoire et le trophée 👀🔥.

📩 Pour plus d’informations ou pour vous inscrire :

Fitia Christianah

Ifa Liana

📱 038 80 107 68

Asehoy ary ny talentanao_Anao ny sehatra! 🎶

#Fifaninana_Talenta

#Aeflsh

Voulez-vous dire quelque chose? Laisser un commentaire

Votre adresse email ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

error: Ce contenu est protégé !!

Compare