Date et Heure :
24 au 27 Septembre 2026
Lieu :
𝗠𝗮𝗵𝗮𝗷𝗮𝗻𝗴𝗮 – 𝗩𝗶𝗹𝗹𝗮𝗴𝗲 𝘁𝗼𝘂𝗿𝗶𝘀𝘁𝗶𝗾𝘂𝗲, Majunga
Prix :
À propos de l’événement :
𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐌𝐀𝐍𝐄𝐑𝐀𝐍-𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐙𝐀𝐇𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐘 𝟐𝟎𝟐𝟔
𝐄𝐟𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐤𝐚𝐢𝐤𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚! ![]()
![]()
Ny 27 Septambra 2026, hiara-hankalaza ny Andro maneran-tany ho an’ny fizahantany #JMT isika ao Mahajanga, ao anatin’ny hetsika hotanterahina ny 24–27 Septambra 2026.
𝙇𝙤𝙝𝙖𝙝𝙚𝙫𝙞𝙩𝙧𝙖: 𝘼𝙜𝙚𝙣𝙙𝙖 𝙣𝙪𝙢𝙚́𝙧𝙞𝙦𝙪𝙚 𝙚𝙩 𝙞𝙣𝙩𝙚𝙡𝙡𝙞𝙜𝙚𝙣𝙘𝙚 𝙖𝙧𝙩𝙞𝙛𝙞𝙘𝙞𝙚𝙡𝙡𝙚 𝙥𝙤𝙪𝙧 𝙧𝙚𝙥𝙚𝙣𝙨𝙚𝙧 𝙡𝙚 𝙩𝙤𝙪𝙧𝙞𝙨𝙢𝙚
Fotoana iray hanasongadinana ny harena ara-pizahantany, hampiroboroboana ny fizahantany ary hijerena ireo fahafahana vaovao entin’ny teknolojia nomerika sy ny faharanitan-tsaina artifisialy ho an’ny sehatry ny fizahantany eto Madagasikara.
𝗠𝗮𝗵𝗮𝗷𝗮𝗻𝗴𝗮 – 𝗩𝗶𝗹𝗹𝗮𝗴𝗲 𝘁𝗼𝘂𝗿𝗶𝘀𝘁𝗶𝗾𝘂𝗲
𝟮𝟰–𝟮𝟳 𝗦𝗲𝗽𝘁𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟲
Diabe • Varotra fampirantina • Famelabelaran-kevitra an-databatra boribory • Fampisehoana isan-karazany • Fitsidihana ireo toerana ara-pizahantany
𝑴𝒂𝒉𝒂𝒋𝒂𝒏𝒈𝒂 𝒏𝒐 𝒇𝒐𝒕𝒐𝒂𝒏𝒂! ![]()
![]()
Office National du Tourisme de Madagascar – ONTM
Office du Tourisme Majunga, Madagascar
𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐌𝐀𝐍𝐄𝐑𝐀𝐍-𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐙𝐀𝐇𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐘 𝟐𝟎𝟐𝟔
𝐄𝐟𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐤𝐚𝐢𝐤𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚!
Le 27 septembre 2026, nous célébrerons la Journée mondiale du tourisme #JMT à Mahajanga, lors de l’événement qui aura lieu du 24 au 27 septembre 2026.
𝙇𝙤𝙝𝙖𝙝𝙚𝙫𝙞𝙩𝙧𝙖: 𝘼𝙜𝙚𝙣𝙙𝙖 𝙣𝙪𝙢𝙚́𝙧𝙞𝙦𝙪𝙚 𝙚𝙩 𝙞𝙣𝙩𝙚𝙡𝙡𝙞𝙜𝙚𝙣𝙘𝙚 𝙖𝙧𝙩𝙞𝙛𝙞𝙘𝙞𝙚𝙡𝙡𝙚 𝙥𝙤𝙪𝙧 𝙧𝙚𝙥𝙚𝙣𝙨𝙚𝙧 𝙡𝙚 𝙩𝙤𝙪𝙧𝙞𝙨𝙢𝙚
Fotoana iray hanasongadinana ny harena ara-pizahantany, hampiroboroboana ny fizahantany ary hijerena ireo fahafahana vaovao entin’ny teknolojia nomerika sy ny faharanitan-tsaina artifisialy ho an’ny sehatry ny fizahantany eto Madagasikara.
𝗠𝗮𝗵𝗮𝗷𝗮𝗻𝗴𝗮 – 𝗩𝗶𝗹𝗹𝗮𝗴𝗲 𝘁𝗼𝘂𝗿𝗶𝘀𝘁𝗶𝗾𝘂𝗲
𝟮𝟰–𝟮𝟳 𝗦𝗲𝗽𝘁𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟲
Diabe • Varotra fampirantina • Famelabelaran-kevitra an-databatra boribory • Fampisehoana isan-karazany • Fitsidihana ireo toerana ara-pizahantany
Mahajanga est le moment !