Date et Heure :
Jeudi 16 Juillet 2026 à 9H00
Lieu :
Communauté AMBOHIMIRARY, Commune de Manandona, Antananarivo
Prix :
À propos de l’événement :
CARAVANE DE L’ENTREPRENEURIAT
“Lalana mankany amin’ny fandraharahana”
Tsy diso anjara isika aty amin’ny faritra #Vakinankaratra !
Ho avy ny Caravane koa miomàna.
Ny alakamisy 16 jolay ny fotoanantsika ka toy ireto manaraka ireto ny fandaminana:
Amin’ny 9 ora maraina ka hatramin’ny 11 ora atoandro, ao amin’ny Fokontany AMBOHIMIRARY, Kaominina Manandona no hiaona isika.
Amin’ny 2 ora tolakandro ka hatramin’ny 4 ora kosa dia ao amin’ny Fokontany ANKABAHABA, Kaominina Mandritsara indray ny fotoana.
Inona ary no afaka sitrahantsika mponina amin’izany?
Fihaonana sy fifanakalozana mivantana amintsika mponina sy ireo fikambanana ahafahana mandrefy sy mamantatra ireo olana iainan’ny mponina amin’ny lafiny fandraharahana.
Raha mila fanazavana fanampiny: +261 34 91 359 65
Madagadcar Entreprises Développement, le partenaire des entrepreneurs Malagasy ![]()
#entrepreneuriat#sensibilisation#commune#region#MED#Madagascar
—————————————————————————————————————-
CARAVANE DE L’ENTREPRENEURIAT
“La route vers les affaires”
On ne se trompe pas dans la région de #Vakinankaratra !
La caravane arrive alors préparez-vous.
Notre réunion aura lieu le jeudi 16 juillet donc les dispositions sont les suivantes :
De 9h à 11h, nous nous retrouverons à la Communauté AMBOHIMIRARY, Commune de Manandona.
De 14h à 16h, la réunion se tiendra à nouveau dans la Communauté ANKABAHABA, commune de Mandritsara.
Que pouvons-nous, population, en bénéficier ?
Rencontres et discussions directes avec les résidents et les organisations pour mesurer et identifier les problèmes commerciaux des résidents.
Pour plus d’informations : +261 34 91 359 65
Madagadcar Entreprises Développement, le partenaire des entrepreneurs Malagasy
#entrepreneuriat#sensibilisation#commune#region#MED#Madagascar





