Date et Heure :
Du 10 au 12 Juillet 2026
Lieu :
Boulodrome Ankatso, Antananarivo
Prix :
À propos de l’événement :
Hiatrika ny fifaninana ny ho tompon-dakan’i Madagasikara olon-tokana eo amin’ny sokajy efatra isika ny 10-11-12 jolay ho avy izao.
Ao amin’ny Boulodrome Ankatso no hanatanterahina ny fifaninana izay natao ho an’ireo rehetra manana kara-pilalaovana.
Ho an’izay mila fanazavana fanampiny dia afaka manantona mivantana ireo ligim-paritra misy azy avy izay hisahana ihany koa ny fandraisana ny fisoratana anarana rehetra.
#Yas Madagascar
——————————————————————————————————————
Nous affronterons la compétition d’être champion de Madagascar en quatre catégories les 10-11-12 juillet prochain.
Le concours qui est destiné à tous ceux qui ont une carte à jouer aura lieu au boulodrome Ankatso.
Pour plus d’informations, vous pouvez contacter directement vos ligues locales où toutes les inscriptions sont également acceptées.
#Yas Madagascar





