Date et Heure :
Samedi 15 Août 2026 à 17H00
Lieu :
Pap’s Lounge Bar – Terminus 194 Andranomena, Antananarivo
Prix :
15.000 AR
À propos de l’événement :
FAMPITAM-BAOVAO![]()
![]()
Andro tsy fiasana rahampitso, saingy misokatra amin’ny ora mahazatra ny Pap’s Lounge Bar
2 ora tolakandro: efa mandray anareo izahay.
6 ora katroka: manomboka ny manasa-dalana sy ny famaranana.
Angatahana ireo mpifaninana rehetra mba ho tonga ara-potoana, hahafahantsika manomboka ara-potoana sy milamina.
Mbola misy tapakila vitsy — voafetra ny toerana koa fandrio dieny izao ny toeranao!
Maro ny loka hozaraina ![]()
Ary tsara ny mampatsiahy hatrany fa hisy ihany koa ny cabaret iarahana amin’i TEBOKA sy MAMINA. ![]()
Tongava maro hiara-hankafy sy hanohana ireo mpifaninana!
Mankasitraka ny fiaraha-miasa sy ny fahatongavanareo ara-potoana.
Rahampitso ary ![]()
![]()
COMMUNIQUÉ DE PRESSE
Vacances bancaires demain, mais le bar de Pap sera ouvert comme d’habitude
efa 14h00 : nous vous attendons.
18h00 : Les séries éliminatoires et les séries finales commencent.
Tous les participants sont invités à arriver à l’heure, afin que nous puissions commencer à l’heure et en ordre.
Il ne reste que quelques billets — les places sont limitées, réservez le vôtre dès maintenant !
Beaucoup de prix à distribuer
Et il est bon de vous rappeler qu’il y aura également un cabaret avec TEBOKA et MAMINA.
Venez encourager les participants et les soutenir !
Merci mercir pour votre coopération et votre arrivée à temps.
Demain alors





