NOELY NY SAKELIDALANA 

Date et Heure :

Dimanche 29 Mars 2026 à partir de 14H30

Lieu :

HAVORIA Anosy, Antananarivo

Prix :

👉Paf : 20.000ar

👉Or : 30.000ar

👉Vip : 50.000ar

À propos de l’événement :

💥 Zoky Noely na i Robiaritovo Tyd Noel raha ny tena anarany fa i Noely no anarana entiny miantsehatra. Ny taona 1965 no nanombohany teo amin’ny zava-kanto ary tao anatin’ny tarika Rakotozanany Stanislas no nisy azy. Ny taona 1979 kosa no niova ho Sakelidalana ny anaran’ny tarika. I Zoky Noely noho izany dia sady mihira no mamorona ny hiran’ny sakelidalana ary EFA milalao horonantsary ihany koa izay nankafizin’ny maro. Ny tena nanamarika azy Raha arakin’ny nolazainy dia ny nidirany tao anatin’ny Tana in love sy ny fiarahany tamin’ny ekipa izay isan’ny tena nanasongadiny azy hatrany sy tsy nanadino azy.. Ary koa nahazoan’ny marim-pakasitrahana maro toy ny Rdj Mozika farany teo…

Eny efa lehibe zoky Noely Mila fanohanana antsika mpankafy @ fankalazana 61 taona niakaran-tsehatra i Zoky #Noely .Seho izay ataony miaraka @ Tarika Ny Sakelidalana ny 29 Mars eny @ HAVORIA Anosy manomboka @ 2 ora sy sasany …

👉Paf : 20.000ar

👉Gold : 30.000ar

👉Vip : 50.000ar

Ndao tohanana izy fa nametraka tantara ny Mozika 🙏🙏

Asio maso ange zany feo mangany 👇

https://www.facebook.com/share/v/1FMUgnQMRE

@super fans

Akaikin’ny Mpanakanto

—————————————————————————————————————–

💥 Grand frère Noely ou Robiaritovo Tyd Noel est son vrai nom mais Noely est le nom qu’il interprète sur scène. Il commence sa carrière artistique en 1965 et fait partie du groupe Rakotozana de Stanislas. En 1979, le nom du groupe a été changé en Sakelidalana. Alors le Père Noël chante et compose les chansons de rue et a DÉJÀ joué dans un film que beaucoup ont apprécié. Ce qui l’a le plus marqué, selon ce qu’il a dit, c’est qu’il est entré dans Tana amoureux et sa relation avec l’équipe qu’il a toujours mis en évidence et qu’il Et aussi un gagnant de nombreux prix comme Rdj Music récemment..

Oui grand frère Noely a grandi. Nous avons besoin du soutien de nos fans pour célébrer les 61 ans qu’il était sur la scène de #Noely. Un spectacle qu’il va jouer avec le groupe Ny Sakelidalana le 29 mars à HAVORIA Anosy à partir de 2h30 …

👉Paf : 20.000ar

👉Or : 30.000ar

👉Vip : 50.000ar

Soutenons le car sa Musique a marqué l’histoire 🙏🙏

Regardez cette voix bleue 👇

https://www.facebook.com/share/v/1FMUgnQMRE

@super fans

Akaikin’ny Mpanakanto

Plus de commentaires

error: Ce contenu est protégé !!

Compare