SALON ASA – EMPLOI ET FORMATION

Date et Heure :

Du 23 au 25 Avril 2026

Lieu :

Espace Baobab – Palais des Sports Mahamasina, Antananarivo

Prix :

À propos de l’événement :

Hotanterahina amin’ny 23, 24 sy 25 Aprily 2026 ao amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena sy ny Kolontsaina Mahamasina ny « Salon ASA – Emploi et Formation ». Hetsika ara-stratejika karakarain’ny Ministeran’ny Asa, ny Fampananan’asa ary ny Asam-panjakana ka anasana ny orinasa, ny fikambanana mpanome fiofanana sy ny mpiara-miombon’antoka tsy anavahana handray anjara.

Ento ny fahaiza-manao, asehoy ny talenta ary mandraisa anjara mavitrika amin’ny fampiroboroboana ny fampananan’asa eto Madagasikara. Ho anareo mpanohana, mpiara-miombon’antoka ofisialy sy ny mpampiranty: natao ho anareo ny hetsika nasionaly entina manasongadina ny fitarihana arak’asa eo amin’ny sehatra matianina sy ny fampandrosoana ny traikefa.

Isika miaraka no hampisondrotra an’io hetsika io mba ho avin’ny fampananan’asa eto amintsika.

————————————————————————–

À l’occasion du Salon ASA – Emploi et Formation, qui se tiendra les 23, 24 et 25 avril 2026 au Palais des Sports Mahamasina, le Ministère du Travail, de l’Emploi et de la Fonction Publique invite les entreprises, organismes de formation et partenaires à saisir cette opportunité stratégique.

Exposez votre savoir-faire, identifiez vos futurs talents et contribuez activement à la promotion de l’emploi à Madagascar. Sponsors, partenaires officiels et exposants : rejoignez une dynamique nationale au service de l’insertion professionnelle et du développement des compétences.

Ensemble, faisons de ce salon un véritable tremplin pour l’avenir de l’emploi.

Plus de commentaires

error: Ce contenu est protégé !!

Compare