ZARA LALAO : FAIRE REVIVRE LES JEUX TRADITIONNELS MALGACHES

Date et Heure :

Les 15 & 16 Août 2026

Lieu :

Jardin d’Antaninarenina, Antananarivo

Prix :

À propos de l’événement :

🇲🇬ZARA LALAO : HO VELONA INDRAY IREO LALAO NENTIM-PAHARAZANA MALAGASY

🔶Ny 15 sy 16 Aogositra dia hatao ao amin’ny Zaridainan’Antaninarenina ny hetsika Zara Lalao, karakarain’ny fikambanana Sombiny Haiko.

🔶Tanjona ny hampahafantatra amin’ny tanora ireo lalao nentim-paharazana Malagasy sy hitahiry ny vakoka ara-kolontsaina.

🔶Anisan’ireo lalao hampahafantarina ny Jomaka, Sabaka, Vitsilihy, Raosy Jamba, Tsobato, Kanety, Zoera ary Papango. Hisy ihany koa ny fitantarana angano sy atrikasa momba ny arendrina Malagasy.

🔶Ankoatra ny fampiroboroboana ny kolontsaina, mikendry ny hanohana ireo ankizy sahirana ihany koa ny hetsika, sady hampifandray ny taranaka amin’ny alalan’ny fampitana ireo lalao sy fomba amam-panao Malagasy.

African Initiative I Suivez-nous🌍

_____________

🇲🇬 ZARA LALAO : FAIRE REVIVRE LES JEUX TRADITIONNELS MALGACHES

🔶 Les 15 et 16 août, l’événement Zara Lalao se tiendra au Jardin d’Antaninarenina. Organisé par l’association Sombiny Haiko, il a pour objectif de faire découvrir aux jeunes les jeux traditionnels malgaches et de préserver notre patrimoine culturel.

🔶 Plusieurs jeux seront présentés, notamment Jomaka, Sabaka, Vitsilihy, Raosy Jamba, Tsobato, Kanety, Zoera et Papango. Des séances de contes et des ateliers autour de la fabrication des arendrina malgaches seront également proposés.

🔶 En plus de valoriser la culture malgache, l’événement vise à soutenir les enfants en difficulté et à rapprocher les générations grâce à la transmission des jeux et des traditions malgaches.

African Initiative I Suivez-nous🌍

Plus de commentaires

error: Ce contenu est protégé !!

Compare