Date et Heure :
Mercredi 13 Mai 2026 à 9H00
Lieu :
Locaux de la Commune Urbaine d’Arivonimamo, Antananarivo
Prix :
À propos de l’événement :
Ho avy any Arivonimamo ny ONEF amin’ny 13 Mai izao!!!
Ho avy izara ireo sehatra mitondra asa ao amin’ny faritra Itasy sy hanao fanadihadiana momba ny filàna amin’ny lafiny fiofanana arak’asa ho an’ny tanora sy ny tsy an’asa ao amin’ny tanànan’Arivonimamo.
—————————————————————————————————————-
ONEF viendra à Arivonimamo le 13 mai !!!
Je viendrai partager les secteurs qui apportent des emplois dans la région d’Itasy et étudier le besoin de formation professionnelle pour les jeunes et les chômeurs de la ville d’Arivonimamo.





